Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Grenada

Fanarenana indray ny toekarena ao Karaiba na mitatao aza ny COVID-19

Amin'ny maha-loharano goavana ho an'ny fifanakalozana ivelany sy loharanon'asa ho an'ny faritra, nanomboka lasa tena maika ny fanokafana am-pitandremana ny sisintany hidiran'ireo mpitsidika avy any ivelany

Karaiba mandray matotra ny resaka ‘coronavirus’, manao tohivakana ny fandraràna fivahinianana an-tany hafa

Faritany marobe ao Karaiba — anisan'izany i Jamaika, Antigua sy Barbuda, Bahamas, Dominica, ary Trinidad sy Tobago — nametraka fepetra amin'ny fivahinianana mankany sy avy any Shina.

Ny Tanànakely Shinoa Ao Grenada

Sarin'ny fotodrafitrasa atsangana miaraka amin'ny famatsiam-bola, ny fahaiza-manao ary ny herin'ny mpiasa avy amin'ny Repoblika Entim-Bazhoakan'i Shina... ary hamantarana ihany koa ny fomban'ny Shinoa

Lalao Cricket An-tanànakely, Amin'ny Endrika Karibeana

Amin'izao vanim-potoana izao, mitodika any amin'ny lalao cricket ny eritreritry ny Karibeana miteny anglisy . Rehefa mivezivezy manodidina ny iray amin'ireo faritra zanatany Britanika teo aloha ianao dia mety hahita sehatra maitso tahaka ity iray ity ao amin'ny tanànakelin'i Howsen, Trinite.

Londra, Karaiba: Lokon'ny Karnavaly Ao Notting Hill

Fetibe tsy ivohan'ny Banky volana Aogositra ao amin'ny Fanjakana Mitambatra, izay midika ho andro mibaliaka masoandro, mahafinaritra eny an-kalamanjana - sy Karnavaly Notting Hill, karnavaly lehibe indrindra amin'ny endrika Karaibeana any Eoropa ary iray amin'ireo fetiben'ny fahavaratra lehibe indrindra na aiza na aiza.

Nampiasaina Hanoherana ny Fanjanahana Ara-Tsaina Mialoha ny Hitsidihan'ny Printsy Harry an'i Karaiba ny Tenirohy #NotMyPrince

"Nahoana no tsy maintsy ilain'ny Satroboninahitra ny hanana anjara toerana saimbôlika, ara-danonana na ara-dalampanorenana aty amin'ny karaiban'ny taonjato faha-21?"

Tranomboky Kely Mahefa Be ao Grenada

Miteraka zavatra tsara eo amin'ny fiainan'ny tanora ao Grenada sy ny fahaizana mamaky teny ny fijoroan'ny tranomboky Mt. Zion ao afovoan'i St. George's.

Karaiba: “One Billion Rising” na “Iray Lavitrisa Mijoro”

Ny fanentanana "One Billion Rising" , noforonina ho setrin'ny antonan'isa izay milaza fa iray amin'ny vehivavy telo no niharan'ny herisetra na fanolanana nandritra ny androm-piainany, antso natao ho an'ire vehivavy rehetra manerantany handihy miaraka, hanoherana ny herisetra atao amin'ny tsy mitovy amin'ny tena, tamin'ny 14 Febroary. Vondrona samihafa nanerana an'i...

Manatanteraka Ny Nofinofy Olaimpikan'i Grenade i Kirani James

Tany ampiandohan'ity herinandro ity, norombahan'i Kirani James ny medaly volamena tamin'ny hazakazaka 400m lehilahy tamin'ny Lalao Olaimpika , tamin'ny ampaham-potoana 43.94, mametraka azy ho ny olona voalohany avy any Grenade sy ny Fikambanan'ireo Firenena Karibeana Tatsinanana nahazo medaly Olaimpika toy izany. Mankalaza ny faritra.