Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Mey, 2016
Manontany Ny Bilaogera Hoe Nahoana No Mbola Hita Anaty Boky Ao Trinite Sy Tobago ny Fampanambadiana Ankizy
"Tsy olan'ny taona sy fahamatorana ihany izany, fa olan'ny fahefana ihany koa."
Manohitra Ny Tolo-kevitr'i Etazonia Amin'ny Fanarahamaso Ny Tetibola Ny Pôrtô Rikana
Hoy ny vakin'ny sora-baventy tamin'ny diabe "Hidiran-trosa ny hoavinay" sy "birao mpanaramaso Ara-bola, fanandevozana ny zanatany."