Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Mey, 2021
Mihamanakaiky ny fanovàna ny lalànany momba ny fitoviana ny ao Trinidad & Tobago, tafiditra amin'izany ny fironana ara-pananahana
Taorian'ny dingana goavana nataon'ny iray amin'ireo banky goavana ao amin'ny firenena, niverina indray ny adihevitra momba ny filàna manova ny lalàna momba ny fitoviana ao Trinidad & Tobago
Mahafatifaty ny tantely Jamaikàna, tena ilaina ny fiarovana azy
Mitatra be ny fiompiana tantely ao Jamaika tato anatin'ny taona vitsy izao, mampitombo koa ny fampidirambola no sady miaro ny tontolo iainana, ary ahafahana mahazo sary mahafinaritra marobe.
‘Tohano ny mpiompy tantely any aminareo': ireo olana ao Karaiba, Andro Erantany ho an'ny Tantely
Tanjon'ny hetsika tamin'ity taona ity ny hanairana ny sain'ny rehetra momba ny loza mitatao amin'ny tantely ao anatin'izao vanimpotoana isian'ny valanaretina COVID-19 sy ny tsy fahampian'ny sakafo izao, ary ny hahitàna fomba hiarovana ireo mpamindra vovobony tena iainkinan'ny ain-dehbe ireo
Fahatsiarovana an'i Aimé Césaire
(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008) Sary avy amin'ny mpisera Flickr Caboindex nampiasana lisansa Creative Commons Maty tamin'ny 17 aprily 2008 teo amin'ny faha-94 taonany i Aimé Césaire, poeta, Martinikey, mpanao...
Orambe vao mainka manavesatra ny fiantraikan'ny volkano La Soufrière ao St. Vincent sy ao Grenadines
Manakaiky ny vanimpotoanan'ny rivo-mahery 2021 ao Atlantika, mizaka orambe mivatravatra ny firenena, izay vao mainka manampy trotraka amin'ny fiforonan'ny Lahars na riakam-potaka vôlkanika mandravarava
Anaty ady amin'ny valanaretina, ‘tonga izao ny fotoana’
"Tsy haiko, saingy tiako ny ho eto, mikiry. Amin-kerimpo. Mahatsikaiky. Angamba aza hadalàna mihitsy. Ary ny manahirana dia ilay finoana hoe mendrika izany fahasoavana izany aho. Angamba mety mahatsapa ny toy izany koa ianao."