Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Oktobra, 2008
Haiti: ny faneken'i Powell
Lavitra dia lavitry ny fahatalanjonana mahita ny fanohanan'i Colin Powell an'i Barack Obama, The Haitian Blogger no miteny: “Eto Haiti, Powell no ‘Mpitarika Mainty niandraikitra ny’ fandravana ny demôkrasia teto...
Barbada, Trinite sy Tôbagô: Dokambarotra ratsy
Satria moa nipongatra indray ny fanafihana mpizahatany tao Tobago, Bajan Global Report no miteny: “fa na toy ny tsy misy dikany io na mampatahotra, dia tsy tokony ho ekentsika velively...
Belizy: Tondra-drano
“Nampitoka-monina ny tanàna kely sy lehibe maro sy nahatonga fialana tamin'ny toerana iva, nanimba ny voka-pambolena sy fikatonan'ny sekoly maro any amin'ny faritra afovoany sy andrefan'i Belizy ny fitondrahan'ny rano...
Nosy virijiny amerikana: Taorian'i Omar
News of St. John no mamoaka sary vitsivitsy maneho ny nosy taorian'ny fandalovan'ny rivodoza (Hurricane) Omar.
Trinidad & Tobago : Ranom-boanio
Tantaran'i Now is Wow Too, mpitoraka blaoby avy ao Trinidad eto ny resadresaka nifanaovany tamin'ny mpivarotra voanio iray.
Jamaika:Fisaonam-pirenena
Iray volana sy tapany lasa izay dia firenena ravo sy tretrika i Jamaika raha nankalaza ny fandresena azon’ireo mahery fo Olaimpikany. Tamin’ity herinandro ity, dia firenena iray fanina no nisaona...
Dominika : Fahaleovantena
Dominica Weekly no manapariaka sarin'ny fety fanokafana ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Dominika.