· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Febroary, 2010

Haiti: Fisaonana sy fitiavana

Na dia eo aza ny fahasarotana iainan'ny vahoaka Haitiana hiverina amin'ny fiainana andavanandro taorian'ny horohorontany tamin'ny 12 janoary lasa teo dia nahazo vahana tao amin'ny tontolon'ny bilaogy ny fankalazana ny...

19 Febroary 2010

Haiti: Fomba fahitan'ireo tanora momba ilay horohorontany

Na dia betsaka aza ny tatitra natao taorian'ilay horohorontany mirefy 7,3 nanimba ampahany betsaka tamin'ny renivohitr'i Haiti, nisy vondrona mpitoraka blaogy haitiana iray adinodino - ireo tanora. Ity misy topimaso kely amin'izay lazain'ireo tanora momba ity loza ity, izay nanokatra vanim-potoana iray vaovao teo amin'ny fiainan'izy ireo.

02 Febroary 2010

Global Voices any Haiti: Ny Ekipanay any an-Toerana

Taorian'ny horohorontany tamin'ny 12 Janoary tany Haiti, nandefa ekipan'olon-droa any Port-au-Prince ny Global Voices mba hanampiana ny fitateranay vaovao momba ireo ezaka fanarenana, sy hanairana ny fandraisana anjaran'ireo any an-toerana amin'ny haino aman-jerin'ny olom-pirenena. Ireto ny antsipirian'ny tanjona iasan'i Georgia Popplewell sy Alice Backer.

02 Febroary 2010