Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Septambra, 2011

Lahatsary: Jiro tavoahangy plastika sy zava-noforonina hafa miaro ny tontolo iainana

Jiro mandeha amin'ny masoandro sy famanan-drano vita amin'ny tavoahangy plastika, trano vita avy amin'ny fako ary ny fomba atao tsy hampiasana harona plastika no ataon'ny tetikasa sasany hampihenana, hampiasana indray na fanodinana azy ho akora vaovao indray dia tsy vitan'ny hoe fanalan'andro ihany fa tena iankinan'ny ain-dehibe amin'ny fanatsarana ny...

Izao Tontolo Izao: Misaona tamin'ny nampiharana ny didy famonoana an'i Troy Davis

Na dia nahazo fampiatoana aza i Troy Davis androany maraina [alarobia], efatra ora monja taorian'ny tatitra nataonay dia novonoina i Davis. Mizara ny heviny ny mpisiokantsera manerantany