Tantara misongadina mikasika ny Martinika
Tantara mikasika ny Martinika
Fahatsiarovana an'i Aimé Césaire
(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008) Sary avy amin'ny mpisera Flickr Caboindex nampiasana lisansa Creative Commons Maty tamin'ny 17 aprily 2008 teo amin'ny faha-94 taonany i Aimé Césaire, poeta, Martinikey, mpanao politika ary Karaibeana mafana fo. Matetika tsy dia mahay miaraka firy loatra ny politika sy ny tononkalo kanefa manome tany...
Andro Iraisam-pirenena iadiana amin'ny SIDA : Miady amin'ny fanavakavahana maneran-tany
Olona an-tapitrisany maro maneran-tany no nivondrona mba hanohana ireo miaina miaraka amin'ny VIH/SIDA. Tato anaty aterineto, maro ireo nanombatombana ny fivoarana vita sy ny dingana mbola mila hatrehina amin'ny ady amin'ny fanavakavahana sy ny fiparitahan'ny aretina. Inty misy angon-dahatsoratra, sary ary lahatsary avy amin'ireo miteny sy manoratra amin'ny teny Frantsay.
Sary avy any Martinika: Fort-de-France
Jery an'i Fort-de-France, renivohitr'i Martinika avy amin'ny VuBlog.
Andro faha-2: Hetsika ho an'ny Demokrasia tao Nepal
Mihoatra ny arivo no voasambotra, maro ireo voadaroka, maro no maty, ary nandrahona ny hampihatra lalàna miaramila ny Minisitry ny Atitany, i Kamal Thapa.
Antilles Frantsay: Fanontaniana momba ny mari-panondroana sy ny tsy fananan'asa
Tino Land, nosoratan'ilay bilaogera Martinikàna monina ao Paris manasongadina ny disadisa misy indraindray eo amin'ny Afrikana sy Karibeana Frantsay, mitsikera ny Frantsay Antilliana mitsipaka ny fototra maha-Afrikana azy ireo sy Afrikana milaza fa "namidy" tamin'ny kolontsaina Tandrefana ny Antiliana
Ny haintany tany Guadeloupe sy tany Martinique
(Marihina fa tamin'ny 12 Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny hita tamin'ny lahatsoratra tato amin'ny Global Voices, niaina haintany nahery vaika ireo vahoaka Karaibeana tao anatin'ny herinandro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ity loza voajanahary nisy fiantraikany teo amin'ny fiainan'izy ireo andavanandro sy teo amin'ny tontolo ara-politika ity ireo...
Martinika: Ny Mafaitra Taorian'ny Nandefasana ilay Fanadihadiana Mikasika An”Ireo Andriana Farany”
Hatramin'ny nandefasana tamin'ny 6 Febroary, ny fanadihadiana farany mikasika an'ireo Békés, Ireo andriana farany tao Martinika, dia sahala amin'ny toa notetezin'onja sosiolojika ireo Antilles frantsay.
Martinika : Ireo Andriana Farany Tao Amin'ireo Nosy
...hetsika nateraky ny fisaintsainana manodidina ny ampihimamba ara-toekarena ataon'ny fianakaviana vitsivitsy...Tsy maintsy iomanantsika koa ny fikisahan'io ho amin'ny resaka fanavakavahana volonkoditra sy fankahalàna vahiny izay mazava ho azy fa ho lavina ny filazàna azy amin'izany fomba fiantso izany, samy mahafantatra isika rehetra fa mandeha zotra tokana ny fanavakavahana volonkoditra sy fankahalàna vahiny, sa tsy izany ?
Antilles : Eo an-dalam-pitadiavana ny vahoaka Karaiba
Nanomboka hatramin'ny fiandohan'ny taona 2009, nanontany tamin'ny fomba samihafa ny momba ny mari-panondroana azy ireo, ny lovam-pireneny sy ny zavatra iainany amin'izao fotoana izao ny Indiana Tandrefana .
Antilles Frantsay-Gaza: Ankivy Ara-toekarena Ataon'i Israely Ve?
Amin'ny fomba isankarazany, maneho ny firaisankinany amin'ireo mponina ao Gaza ireo Antilles frantsay sy ny ao Karaiba hatramin'ny fiantombohan'ny ady.