Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Febroary, 2008
Guyana : Idifian'izao tontolo izao ve izay niseho tao Lusignan ?
Apetraky Caribbean Lionesse ny fanontaniana amin'izay mety ho antony nidifian'ireo fampahalalam-baovao eran'izao tontolo izao, ny vono olona mahatsiravina izay vao nitranga tany Lusignan, any Guyana : If a crazed gunman had killed even half that number in a mall/school/church in the United States or some European country, it would be...
Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano
OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? : I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks […]...
Jamaïka : Faharavana “mahavaky fo”
Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo any Falmouth, Jamaïka : I can only imagine how grand this building looked in its heyday. “An-tsaina fotsiny no akako sary izay mety ho endrikendrik'ity trano ity tamin'ny fotoan'androny.”