Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Avrily, 2011
Kambodza: Hira momba ny Facebook
Mihamahazo vahana ny Facebook any Kambodza. Mampiasa ny Facebook ohatra ny praiminisitra izay efa teo amin'ny fitondrana hatramin'ny 1985. Ary misy fironana vaovao sy mahaliana eto amin'ny firenena: Mamoron-kira momba ny Facebook ny Artista
Costa Rica: Lalao Video miankina Amin'ny Twitter Mitady Famatsiam-bola.
Mitady fandraisana anjaran'ny rehetra hamatsy vola ho amin'ny fananganana ny TweetLand , lalao an-tserasera misy fiantraikany eo noho eo avy amin'izay voasoratra ao amin'ny Twitter, ny tanora mpahaikanto enina avy...
Serbia: Famaliana ny soa nataon'i Japoney
Manao tatitra mikasika ny finiavan'ny vahoaka Serba eo amin'ny fanampiana ireo Japoney niharam-boina tamin'ny zava-doza niseho i Sasa Milosevic ary namaly am-pankasitrahana ny fanampiana natolotr'i Japana ho an'i Serba ny vahoaka Serbiana.
Resadresaka nifanaovana tamin'i Andy Carvin
Ho an'ny mpiserasera twitter 40 000 sy ireo mpikaroka vaovao avy amin'ny loharanom-baovao misy eo an-toerana izay tsy mitsaha-mitombo dia i Andy Carvin no fijanonana voalohany ao amin'ny twitter raha...