· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Avrily, 2008

Kristiana any Iraka

  25 Avrily 2008

Taorian'ny famonoana ny Eveka Kristiana tany Mossoul, Frencheagle [voromahery Frantsay] izay Frantsay sady Libaney dia mizara ny fanahiany mikasika ny toe-draharaha iainan'ny Kristiana any Iraka : […] l’assassinat de l’évêque...

Mananontanona ny ady any Sodana

  21 Avrily 2008

Raha ny vitan-dratsy mifanongoa ao ambony ao no mitohy dia hirodana angamba ny fifanarahan'ny Sodane ho amin'ny fandriam-pahalemana tanteraka, nefa alohan'ny hahatongavantsika amin'izany, ndeha hotohizantsika ny fanomezana ireo vaovao tsara...

Egypta:Ataovy ankivy izao tontolo izao

  18 Avrily 2008

Ny olona eran'izao tontolo izao dia mampiasa ny fanerena ara-toe-karena mba hanoherana fanapahan-kevitra politika amin'ny alalan'ny fiantsoana fanaovana ankivy ny vokatra avy amin'ny firenena voafaritra mazava. Miaraka amina firenena maro...

Iran: Nisy baomba nipoaka tao amin'ny môskea

  13 Avrily 2008

Nisy baomba nipoaka tao amin'ny môskea iray nandritra ny fotoam-pivavahana Asabotsy tao an-tanànan'i Shiraz atsimon'i Iran,Olona valo farafahakeliny no maty tamin'izany ary 66 no naratra. Sayetanha,mpamaham-bolongana avy ao Shiraz, no...

Iran: Sary tamin'ny fipoahana baomba

  13 Avrily 2008

Namoaka sary vitsivitsy tamin'ny (taoriana) fipoahana baomba tao amina moskea  iray tany atsimon'i Iran izay tao an-tanànan'i Shiraz ka nahafatesana olona 8 farafahakeliny i Erfan avy ao amin'io tanàna io ihany. Nilaza...

Japàna : Fankalazana ny filahiana

  10 Avrily 2008

Lee no manapariaka ao amin'ny blaogy Tokyo Time andiantsary nalaina nandritra ny fankalazana ny isantaonan'ny “fananana anaka” [fertility festival | festival de la fertilité] tany Hachiman-gu Shrine, Japàna : The...