Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Marsa, 2019
Maso Arabo: Eritreritra Ramadan
Satria mifarana vetivety ny volana masina Ramadany, mizara ny eritreriny momba ny volana, ny zavatra ataon'izy ireo, ny fenitry ny fitondrana fiara ary ny fanirian'izy ireo hiala-sasatra.
Mpiasa, Vehivavy, Ahmadinejad & Ayatollahs
Maninona ireo mpianatra mpandalina ny finoana no tsy manao fihetsiketsehana manohitra ilay fanapahankevitry ny governemanta ? Misy anavahan-dry zareo an'ity governemanta ity amin'ireo teo alohany ve?