Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Novambra, 2020
Kolombia: Pretran'ny Paroasy avy any Jongovito nandrara ny Fetiben'ny Olom-masina mpiahy
Niteraka fanehoan-kevitra avy hatrany tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kolombiana ny vaovao avy amin'ny pretran'ny paroasy ao Jongovito, ao an-tanàndehiben'i San Juan de Pasto izay nandràra ny fankalazana ny fetiben'i San Pedro y San Pablo (natao ny 29 Jona).