· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Desambra, 2012

Krismasy ao Bethlehema

Krismasy ny ao Bethlehema, amoron'i Jordana, Palestina, toerana nahaterahan'i Jesoa Kristy. Inona moa ny fomba tsara kokoa hankalazana ity fotoana ity tahaka ny fizarana sary sy ny fihetseham-pon'ny mpiserasera amin'ity fotoana ity, izay ankalazain'ny olona amina miliara manerantany.

24 Desambra 2012