Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Febroary, 2017
Nahatonga Resabe Ny Filazan'ilay Mpitsara Syriana Fa Ny Fakana Vady Faharoa No Vaha-olana Ho An'ny ‘Vehivavy Tsy Manambady’
"[Ny fitotongan'ny isan'ny lehilahy] no manasarotra ny olana ary mampisy fiantraikany ratsy eo amin'ireo zatovovavy sy ny fianakaviana, araka ny fenitra ara-tsosialy izay manaratsy ireo vehivavy tsy manambady , misara-panambadiana, na maty vady."
Mitaky Ny Hanesorana Ny Sary Sokitra Eo Alohan'ny Fitsarana Tampony Ao Bangladesh Ireo Vondrona Islamista
Latsaky ny herinandro no ananan'ireo manampahefana mba hamaliana ny fangatahana izay lazain'ireo mpiasam-panjakana ambony sy ny mpampiasa tambajotra sosialy ho toy ny adaladala.
An'arivony no Nandray Anjara Tamin'ny Diabe Fanoherana ny Famonoana Olona Ivelan'ny Fitsarana ao Filipina
" Raha herisetra ihany no valin'ny herisetra , dia ataontsika avo roa heny ny herisetra. Tokony ampiarahantsika aminy ny tsy fanaovana herisetra izany."
Ireto ny Sary Sasany Amin'ny Lahatahiry Azon'ny Rehetra Ampiasaina ao Azia Atsimo Atsinanana Hita ao amin'ny Mozean'i Met
"Koa satria mahatratra telo miliara ireo olona mifandray amin'ny aterineto manerana izao tontolo izao, dia ilaintsika ny mieritreritra lalina momba ny fomba hanatrarana ireo mpijery ireo..."
Na ao An-tanindrazany na ao Etazonia, Manana Anjara Toerana Lehibe ao amin'ny Kolontsaina Vietnamiana ny Tononandro
"..Izany no mahatonga anao rehefa mihaona amin'ny Vietnamiana zokiolona, tsy manontany ny taonanao izy ireo na ny isan'ny fotoana nandalovan'ny taona nahaterahanao, ny taonan-tononandronao anefa afaka milaza ny taonanao,..."
Fanavaozana Ara-Pinoana ao Ejipta Hahafahan'ireo Vehivavy Mpananatra Hiakatra Ambony Pilipitra
Mitodika any amin'ny vehivavy ny governemanta ejiptiana amin'ny fampielezankeviny hitondrana fanavaozana ny kabary ara-pivavahana. Politika tsy nahafaly ny maro.