Fivavahana · Oktobra, 2018
- Ady & Fifandirana
- Antsafa
- Dika
- Fahalalahàna miteny
- Fahasalamàna
- Famakiamboky
- Fampandrosoana
- Fanabeazana
- Fanadihadiana Tranga
- Fanampenam-bava
- Fanarahamaso
- Fanatanjahantena
- fandikàna-gazety
- Fandrahonana-lalàna
- Fanentanana
- Fanoherana
- fiainana ivelan'ny tambajotra
- Fiainana Manokana
- Fidirana
- Fifandraisana iraisam-pirenena
- Fifidianana
- Fifindràmonina
- fikarohana
- Fisamborana sy faneriterena
- fisehoana-anaty-media
- Fitantanam-pitondrana
- Fitaovana
- Fiteny
- Fitsipika
- Fivavahana
- Fizakàna ara-tsaina
- Foko sy Fiaviana
- gazety
- Hafanam-po
- Hafanàm-po nomerika
- Haisoratra
- Hehy
- Hevitra
- Hiper-barrio
- Indostria
- Lahavolana
- Lalàna
- Lanonana
- media
- Media sy Fanoratan-gazety
- Media-sôsialy
- Mediam-bahoaka
- Mibilaogy nofinofy
- Mozika
- Mpitsoa-ponenana
- nomad green
- OLPC Orogoay
- Politika
- Sakafo
- Sarimihetsika
- Saripika
- Sehatra
- Sendikà
- Siansa
- Sivana
- Solovava
- sotasota
- Tambajotram-piarahamonina
- Tanora
- Tantara
- Taratasim-baovao
- Taridàlana
- Tatitra
- Teknolojia
- Teknolojia-aterineto
- Teratany
- Tetikasa
- Toekarena sy Fandraharahàna
- Tontolo_iainana
- Torolalana
- Tsidika
- Tsy fitononana anarana
- Vaovao
- Vaovao Mafana
- Vaovao Tsara
- Vehivavy sy Miralenta
- Voina
- vondrom-piarahamonina
- Vonjy Voina
- Zavakanto & Kolontsaina
- Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT)
- Zon'olombelona
- Febroary 2021 2 Lahatsoratra
- Janoary 2021 4 Lahatsoratra
- Novambra 2020 2 Lahatsoratra
- Septambra 2020 4 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 4 Lahatsoratra
- Jolay 2020 4 Lahatsoratra
- Jona 2020 1 Lahatsoratra
- Mey 2020 1 Lahatsoratra
- Avrily 2020 4 Lahatsoratra
- Febroary 2020 2 Lahatsoratra
- Janoary 2020 2 Lahatsoratra
- Desambra 2019 7 Lahatsoratra
- Novambra 2019 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 3 Lahatsoratra
- Septambra 2019 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 2 Lahatsoratra
- Jolay 2019 1 Lahatsoratra
- Jona 2019 2 Lahatsoratra
- Mey 2019 2 Lahatsoratra
- Avrily 2019 13 Lahatsoratra
- Marsa 2019 2 Lahatsoratra
- Febroary 2019 2 Lahatsoratra
- Janoary 2019 7 Lahatsoratra
- Desambra 2018 18 Lahatsoratra
- Novambra 2018 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 12 Lahatsoratra
- Septambra 2018 13 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 10 Lahatsoratra
- Jolay 2018 12 Lahatsoratra
- Jona 2018 10 Lahatsoratra
- Mey 2018 11 Lahatsoratra
- Avrily 2018 10 Lahatsoratra
- Marsa 2018 5 Lahatsoratra
- Febroary 2018 11 Lahatsoratra
- Janoary 2018 12 Lahatsoratra
- Desambra 2017 12 Lahatsoratra
- Novambra 2017 10 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 17 Lahatsoratra
- Septambra 2017 13 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 14 Lahatsoratra
- Jolay 2017 14 Lahatsoratra
- Jona 2017 13 Lahatsoratra
- Mey 2017 11 Lahatsoratra
- Avrily 2017 9 Lahatsoratra
- Marsa 2017 5 Lahatsoratra
- Febroary 2017 6 Lahatsoratra
- Janoary 2017 7 Lahatsoratra
- Desambra 2016 2 Lahatsoratra
- Novambra 2016 6 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 2 Lahatsoratra
- Septambra 2016 9 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 2 Lahatsoratra
- Jolay 2016 3 Lahatsoratra
- Jona 2016 6 Lahatsoratra
- Mey 2016 4 Lahatsoratra
- Avrily 2016 5 Lahatsoratra
- Marsa 2016 2 Lahatsoratra
- Febroary 2016 9 Lahatsoratra
- Janoary 2016 7 Lahatsoratra
- Desambra 2015 4 Lahatsoratra
- Novambra 2015 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 8 Lahatsoratra
- Septambra 2015 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 3 Lahatsoratra
- Jolay 2015 4 Lahatsoratra
- Jona 2015 4 Lahatsoratra
- Mey 2015 7 Lahatsoratra
- Avrily 2015 3 Lahatsoratra
- Marsa 2015 4 Lahatsoratra
- Febroary 2015 7 Lahatsoratra
- Janoary 2015 3 Lahatsoratra
- Desambra 2014 4 Lahatsoratra
- Novambra 2014 4 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 3 Lahatsoratra
- Septambra 2014 1 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 3 Lahatsoratra
- Jolay 2014 6 Lahatsoratra
- Jona 2014 2 Lahatsoratra
- Mey 2014 3 Lahatsoratra
- Avrily 2014 2 Lahatsoratra
- Marsa 2014 2 Lahatsoratra
- Febroary 2014 3 Lahatsoratra
- Janoary 2014 10 Lahatsoratra
- Desambra 2013 5 Lahatsoratra
- Novambra 2013 5 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 9 Lahatsoratra
- Septambra 2013 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 5 Lahatsoratra
- Jolay 2013 7 Lahatsoratra
- Jona 2013 7 Lahatsoratra
- Avrily 2013 5 Lahatsoratra
- Marsa 2013 15 Lahatsoratra
- Febroary 2013 5 Lahatsoratra
- Janoary 2013 3 Lahatsoratra
- Desambra 2012 7 Lahatsoratra
- Novambra 2012 10 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 9 Lahatsoratra
- Septambra 2012 10 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 8 Lahatsoratra
- Jolay 2012 6 Lahatsoratra
- Jona 2012 5 Lahatsoratra
- Mey 2012 6 Lahatsoratra
- Avrily 2012 6 Lahatsoratra
- Marsa 2012 11 Lahatsoratra
- Febroary 2012 2 Lahatsoratra
- Janoary 2012 8 Lahatsoratra
- Desambra 2011 3 Lahatsoratra
- Novambra 2011 6 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 3 Lahatsoratra
- Septambra 2011 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 6 Lahatsoratra
- Jolay 2011 9 Lahatsoratra
- Jona 2011 2 Lahatsoratra
- Mey 2011 7 Lahatsoratra
- Avrily 2011 5 Lahatsoratra
- Marsa 2011 6 Lahatsoratra
- Febroary 2011 1 Lahatsoratra
- Janoary 2011 2 Lahatsoratra
- Desambra 2010 1 Lahatsoratra
- Novambra 2010 1 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 9 Lahatsoratra
- Septambra 2010 4 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 6 Lahatsoratra
- Jolay 2010 7 Lahatsoratra
- Jona 2010 2 Lahatsoratra
- Mey 2010 1 Lahatsoratra
- Avrily 2010 2 Lahatsoratra
- Marsa 2010 5 Lahatsoratra
- Febroary 2010 4 Lahatsoratra
- Janoary 2010 4 Lahatsoratra
- Desambra 2009 2 Lahatsoratra
- Novambra 2009 2 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 3 Lahatsoratra
- Septambra 2009 6 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 4 Lahatsoratra
- Jolay 2009 1 Lahatsoratra
- Jona 2009 2 Lahatsoratra
- Mey 2009 5 Lahatsoratra
- Marsa 2009 5 Lahatsoratra
- Febroary 2009 5 Lahatsoratra
- Janoary 2009 1 Lahatsoratra
- Desambra 2008 7 Lahatsoratra
- Novambra 2008 1 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 2 Lahatsoratra
- Septambra 2008 5 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 6 Lahatsoratra
- Jolay 2008 7 Lahatsoratra
- Mey 2008 4 Lahatsoratra
- Avrily 2008 14 Lahatsoratra
- Marsa 2008 6 Lahatsoratra
- Janoary 2008 12 Lahatsoratra
- Desambra 2007 8 Lahatsoratra
- Novambra 2007 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 8 Lahatsoratra
- Septambra 2007 2 Lahatsoratra
Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Oktobra, 2018
Ako avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Toniziana
Malaza tamin'ny lohahevitra samihafa toy ny mahazatra ny tontolon'ny bilaogy Toniziana, manomboka amin'ny tena matotra hatramin'ny mazavazava kokoa, topi-maso momba ireo lohahevitra mahaliana sasany noresahana nandritra ny 2 herinandro lasa ireto manaraka ireto
Ny malaza amin'ny bilaogy Bangladesh
Ireo farany niseho tamin'ny bilaogy manerantany momba an'i Bangladesh:
Indonézia-Gaza : Blaogera mifanandrina amin'ny haino aman-jery mikasika an'i Gaza
Naneho hevitra tamin'ny fomba feno herisetra tamin'ilay ady nisy teo amin'ny Israeliana sy ny Palestiniana ireo haino aman-jery Indoneziana nentim-paharazana, indrindra ireo gazety sasany sy fahitalavitra mpanohana ny Islamika. Tamin'ny alalan'ireo fampahalalam-baovao ireo, hitantsika fa manolotra ''fampiofanana ara-miaramila'' ireo vondrona mpanao an-tendrony mba handehanan'ny sasany hiady any Palestina ho an'ny...
Maraoka : Fandroahana ireo evanjelisitra tao amin’ny tanànakelin’ny fanantenana.
Noroahina tao amin’ny firenena Maraokana, tsy nisy fampitandremana, ireo mpikambana miisa roapolo tao amin’ny ekipan’ny Tananakelin’ny fanantenana, trano fitaizana zaza kamboty iray any amin’ny tanànakely any ambanivohitr’i Maraoka noho ny fiampanga ho nitarika olona hanaraka ny finoany.
Iraka/Arabia Saodita: Adin'ny mpitondra fivavahana
Nanomboka izany rehetra izany rehefa nanafika ny Shiita Irakiana Grand Ayatollah Ali Al-Sistani tamin'ny vavaka Zoma ny mpitondra fivavahana Saodiana Sonita Mohammad al-Ureifi.
Manoratra i Tiorkia….
Iray amin'ireo fanehoana faratampony ny fahalalahana maneho hevitra ny fitorahana blaogy, na dia noheverina ho toy ny iray amin'ireo fahotana mahafaty aza izy (noho izy manampy ny hambon'ny mpanoratra): laharam-pahamehana amin'ny tontolontsika maoderina ny blaogy sy ny resaka aterany momba ny fahalalahana maneho hevitra. Nisy hetsika natao tao Tirokia izay...
Sri Lanka : Nampiakatra adi-hevitra i Akon
Mety hanontany tena angamba ianao hoe inona no mety ho vokatry ny rakikira iray? Niteraka adihevitra tao Sri Lanka ilay lahatsarin’i Akon izay sady mpihira no mpamoron-kira R&B, Sexy Chick, izay mampiseho andian-jatovovavy zara fa mitafy sady mandihy amin'ny fety iray eo amoron’ny dobo filomanosana sady manoloana ny sarivongan’i Boddha.
Sodàna: Ny Tafika ONU-UA Ao Darfour, Sekolin-jaza Madinika Iray Tena Lafo, Ny Fiverenan'ireo Bibidia Ao Sodàna Atsimo Sy Ireo Fanehoankevitra Mikasika Ny Blaogera Sodaney Pelaka Iray
Fotoana fohy izay lasa hatramin'ny nitetezako farany ny tontolombolongana sodaney nefa mbola inty ihany aho, miaraka aminà lohahevitra isankarazany, anisan'izany ireo fanehoankevitra tsy mahomby manodidina ny blaogy vaovao iray nosokafan'ny sodaney pelaka iray. Wholeheartedly-Sudaniya [En] namoaka ity sary manaraka ity tamin'ny tambajotra, mikasika ny hetsika mihisatra ataon'ireo Firenena Mikambana ao...
Maldiva: Fanakatonan'ny Blaogin'ireo Mpanohitra Sy Mpanenjika Silamo
Vohikala marobe nampangaina ho mpanohitra sy mpanenjika silamo no tsy azo idirana intsony ao Maldiva. Nanome baiko ny Tomponandraikitry ny Serasera [Telecommunication Authority of Maldives (TAM)] ny Minisitry ny Raharaha Silamo mba hanakatona ny fidirana amin'ireo vohikala ireo.
Fahalalaham-pitenenana sy fankalazana mozika ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Maraokana
Lohahevitra maro samihafa no nasongadina tamin'ny herinandro, tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Maraokana. Hatomboko amin'ny Farid sy ny antontan'isany mahaliana momba ny fitoraham-blaogy any Maraoka. Avy eo i Reda izay nahita, noho i Shimon Peres, fa misy fifandraisana misy eo amin'ny hakamoana sy ny finoana silamo
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...