Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Marsa, 2009

25 Marsa 2009

Maldives : Tandindonin-doza ny fahafahana maneho hevitra

Male, the capital of Maldives. Image by Flickr user mode (http://www.flickr.com/photos/mashafeeg/397839215/) Ny fiandohan'ny volana marsta dia nifankahita tamin'i Frank La Rue mpitondra teny manokan'ny Firenena Mikambana momba ny fahafahana maneho hevitra sy miteny ny filoha vaovaon'i Maldives, Mohammed Nasheed. Nandritra ny fihaonana dia nilaza i Nasheed fa manaiky tsara ny...

13 Marsa 2009

Haiti:Na Fetibe [carnaval], na tsy misy

Ny fifandimbiasan'ny loza voajanahary tany Haiti tamin'ny 2008 toy ny orambe narahin-drivotra mahery Ike, Hannah sy Gustav ary ny firodanana mahatsiravin'ny sekoly fanabeazana fototra tamin'ny Novambra, tany Pétionville, dia nahatonga ny fankalazana ny fetibe [ny karnavaly] ho mitombina sy tena  ilaina tao Haiti tamin'ity taona ity.. Hatramin'ny 4 Janoary,  ny...

12 Marsa 2009

Ejipta : mandrisika an'i Arabie Saoudite hampitsahatra ny fanavakavahana atao amin'ny vehivavy i Dalia Ziada

Amin'izao andro fahatsiarovana ny andro nahaterahan'ny Mpaminany Mohamed izao dia manentana ny olona rehetra i Dalia Ziada hanery an'i Arabie Saoudite hampitsahatra ny fanavakavahana atao amin'ny vehivavy Silamo manerana ny tany! Nanomboka tamin'ny firesahana ity andro fankalazana ity tany Ejipta i Dalia: Androany, Ejipta-ary Ejipta irery- no nankalaza ny andro...

07 Marsa 2009

Isiraely: hanaraka ny fivavahana jiosy ve i Lindsay Lohan?

Niova hanaraka ny fivavahana jiosy i Lindsay Lohan no malaza ao Isiraely.Voalazany ao anatin’ny pejy Facebook-ny manokana hoe nanantena izy fa ny fiovany dia hitondra azy hanakaiky bebe kokoa ny namany jiosy, antsoina hoe Samantha Ronson. Ankehitriny dia ao Londres I Lohan sy Ronson manatrika ny fotoampivavaham-pianakaviana jiosy, mitzvah. Image...

02 Marsa 2009

Afrika: Famahanam-bolongana sy fiarahana amin'Andriamanitra

Efa elaela ihany izay, kanefa noho ny zava-misy dia tsy niandry ny fiainana hanantona azy izy – afaka tenenina hoe nanampy amin’ny fitazonana ny hadalana ny famahanam-bolongana rehefa nisedra ny kotro-baratry ny zavatra entin’ny fiainana izy. Tao anatin’ny ady sarotra sy tahotra, hehy sy tomany, no nanohizan’ireo vehivavy Afrikana ny...