Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Jolay, 2016
Maminavina Ny Fidarabohan'ny Vondrona Bodista Radikaly Amin'ny Sary-sy-Soratra Mampihomehy Ny Vondrom-Piarahamonina an-tSerasera ao Myanmar
"Ka milaza izany ianareo fa ho potika ny Boddhisma, izay efa fivavahana tao anatin'ny 2500 taona...raha tsy manavotra azy ny Ma-Ba-Tha ary ho lasa firenena Miozolomana i Myanmar?”
Nahazo Fanohanana Tamin'ny Aterineto Ny Lehiben'ny Minisitra Ao Myanmar Noho Ny Fihantsiana Nataony Tamin'ny Vondrona Radikaly Bodista
Nampiasaina tao amin'ny Facebook ny tenirohy #NoMaBaTha izay anisan'ny fanentanana miaro ny lehiben'ny minisitra manoloana ireo mpanohana antserasera ny vondrona ifotony bodista ao Myanmar
Mampiantrano Siriana Miozolmana iray Mpitsoaponenana ity Fianakaviana Jiosy Ao Berlin ity
Rehefa tonga nonina tao amin'ny fianakaviana Jellinek tao Berlin ny Siriana iray mpitsoaponenana, dia nahazo fanampiana amin'ny fianarany ny teny Alemàna. Ary nitombo tao anatin'ireto fianakaviana Jiosy ny fahafantarana ny fireneny amin'ny endrika iray vaovao.