Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Mey, 2008

Afrika: Ny fanamby miandry ny fivavahana any Afrika Atsinanana

Libanona: Miverina amin'ny fisamatsamahana ara-pivavahana

Arabia Saodita:Nahoana no tsy misy sarimihetsika?

"Nahoana no tsy misy sarimihetsika aty Arabia Saodita ? " hoy i Hayfa mpitoraka blaogy saodiana [Ar], manolotra ho antsika ny eritreriny mikarika ny hanaovana cineplexes sy fantina sary azo tanterahina tsara hifanaraka amin’ny fomban-drazana sy ny foto-pinoan’ny fireneny.

Egypta:rehefa mifangaro ny Finoana sy ny Pôlitika

Ao anatin’ity hafany eto ity i Zeinobia, Egyptiana mpitoraka blaogy, dia mamely ny Papa Shenouda III momba ny kabariny tamin’ny Paka tamin’ity taona ity, izay nilazany fa ho "mendy any amin’ny helo" ireo olona mampiasa ny Facebook, hoy ny tatitr’i Gr33nData avy any Le Caire.