Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Oktobra, 2011
Tontolo Arabo: Mifampiarahaba Amin'ny Fifidianana Ao Tonizia
Nahazo fihobiana tsara avy amin'ny mpiserasera manerana ny tontolo Arabo ny Toniziana, amin'izao fotoana handehanany hifidy ireo mpikambana 218 ao amin'ny antenimieran-dalàm-panorenana izay hisahana ny famolavolana ny lalàm-panorenana ao amin'ny firenena,...
Ejypta: Misaona Ireo Mahery Fo Tamin'ny Maspero
Niara-nisikina ny Ejypsianina taorian’ ilay herisetra tamin'ny 9 oktobra niseho tao amin'ny tranoben'ny fahitalavi-panjakana Maspero, izay natao fitaovana handrisihana ireo Miozolomana hanohitra ny Kristianina sy ny mifamadika amin'izany. Nitarika fahafatesan'olona 25...
Indonezia : Fipoahana baomba fanaovana sorona ny tena tao aminà Fiangonana Protestanta
Fiangonana protestanta ao Solo, afovoan'i Java ao Indonezia no tratran'ny fipoahana fanaovana sorona ny tena [andro maro lasa izay]. Mpampiasa Twitter tao Solo sy tany an-kafa no nandefa ny fiaraha-miory tamin'izy ireo sy naneho ny fahadisoam-panantenany mikasika iny tranga nampalahelo iny. Indreto ary misy fanehoan-kevitra avy amin'ireo mpisera twitter tamin'ny fampiasana tenifototra #prayforsolo sy #pray4solo