· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Avrily, 2010

Maraoka: Tandindonin-doza ve ny Kristiana?

Tany amin'ny fiandohan'ny Martsa, nahita ireo mpanara-baovao fa manodidina ny 20 eo ireo mpiasa tranainy tao amina fitaizana zaza kamboty iray no noroahana handao ny firenena izay noraisin'izy ireo ho tanindrazany. Ilay tranga, ary maro hafa no nanaraka azy ity, dia nametraka ho eny aloha indray ny adihevitra momba ny toeran'ny finoana Kristiana ao anatin'ny Fanjakana.

08 Avrily 2010