Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Avrily, 2016
Tsy Misy Mifanaraka Amin'ny Fotopinoana Mihitsy Ny Fomba Ataon'ireto Pretra Rosiana Ireto

Manadihady momba nipetrahan'ny angidimby iray hafahafa tao amin'ny arabe iray migodàna tao ivelan'ny tanàna ny biraon'ny fampanoavana ao amin'ny distrkan'i Nizhny Novgorod. Lahatsary azo avy amin'ny Dashcam ary ahitàna lehilahy manao fitafiana toy ny pretra
Miorina Amin'ny Fanantenana ny Zotra Mankany Amin'ny Zon'ireo vehivavy Afghana, Na Dia Mampidi-doza Aza
Manomboka amin'ny ekipa mpivoy bisikileta ka hatrany amin'ireo mpilatsaka an-tsitrapo misahana ireo lehilahy mpiankin-doha amin'ny zava-mahadomelina, manamboatra anjara asa anatinà firenena potiky ny ady sy ny tsy fandriampahalemana ireo vehivavy Afghana.
Mofomamy Mafanan'ny Hazofijaliana, Fombandrazana Ao Karaiba Rehefa Andro Paka
"Mofomamy mafanan'ny hazofijaliana! mofomamy mafanan'ny hazofijaliana! denaria iray, denaria iray ny roa, mofomamy mafanan'ny hazofijaliana!" Tian-dry zareo ao KAraiba ity fombandrazana mafilotra rehefa Paka ity.
Praiminisitr'i Polonina Maniry Fandraràna Mafimafy Kokoa Ny Fanalànjaza, Ka Dia Nofenoin'ny Vehivavy Famaritana Mazava Tsara Ny Atao Hoe Fadimbolana Ny Kaontiny Amin'ny Media Sosialy
Tamin-kanihany no namalian'ny olompirenena Poloney ny ezaky ny governemantan'izy ireo hanaraka maso ny vatany. Ny fomba nataon'izy ireo: fanekena tanteraka ny fitsabahan'ny praiminisitra amin'ny fahasalamana ara-pananahan-dry zareo
Izao No Zava-Mitranga Rehefa Mihantsy Andian'Olona Bodista

Ny vehivavin'ny Pussy Riot dia nafahana efa ho roa taona mahery izao, nefa tsy ho ela dia mety hahazo namana ao amin'ny tantaran'ny heloka bevava mamely fivavahana tao Rosia