Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Marsa, 2010
Pologne: Notorian'ny mpianatra ny minisitry ny fampianarana teo aloha
Nanapan-kevitra ny hitory ny Minisitry ny Fampianarana taloha Ryszard Legutko ireo mpianatry ny lisea roa A noho ny niantsoany azy ireo ho ‘zaza naranina (be sitrapo)’. Nanao fanangonan-tsonia , natolony...
Malezia: Vehivavy 3 nokapohina fa nanao firaisana tsy ara-dalàna
Vehivavy tsy manambady telo, 17-25 taona, no nomasahina tamin'ny volana lasa noho ny didy navoakan'ny fitsarana Shariah tao Kuala Lumpur, Malezia rehefa voaheloka ho “nanao firaisana ivelan'ny mariazy.” Ireo no...
Tezitra amin'ny fanambaran'i Isiraely momba ny Moske Ibrahim ny Palestiniana
Nanao fanambarana vao haingana ny Praiminisitra Isiraeliana Binyamin Netanyahu fa manam-pikasana ny hametraka ny Fasan-dRahely any Bethlehema sy ny Mosake Ibrahim/Zohin'ny (Fasan'ny) Patriarka any Hebron, izay samy any Cisjordanie, samy...
Bolgaria: Adihevitra momba ny Islamo
Nisy olona 40 nanatrika adihevitra mitondra ny lohateny hoe “Islamo heverina ho mampatahotra – lamaody indray ve?” izay notontosaina tao amin'ny “Trano mena” Ivo ho an'ny kolontsaina sy ny adihevitra...
Maraoka: tsy nampoizina nandravarava
Minaret Bab Berdieyinne, Meknes Maraoka (saripikan'i Eli J. T.) Vaovaom-paharavana nitranga tany Maraoka tamin'ny 19 Febroary lasa teo: Nihotsaka nandritra ny fotoam-bavaka isan-joma ny minaret an'ny môske Bab Berdieyinne (fantatra...