· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Jona, 2011

Moldavia: Liga Islamica sy ny Fandeferana ara-Pinoana (misy fetra)

Ny fanoratana ho ara-dalàna ny Ligy Islamika tany am-piandohan'ity lohataona ity tao Moldavia dia niteraka fanehoan-kevitra miiba sy hetsi-panoherana teo amin'ireo mpanao politika avy ao an-toerana, ny mpitondra fiangonana Ortodoksa sy ny olon-tsotra. Diana Lungu mandika ny sasantsasany avy amin'ny valintenin'ireo bilaogera Moldavy.

04 Jona 2011