Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2014

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Jona, 2014

India : Mahalala Sy Manompo An'i Shiva Ny Tanora

Manana anjara toerana lehibe amin'ny kolontsain'ny vahoaka Indiana i Shiva, andriamanitra Hindo, hita amin'ny fahitalavitra, ny boky, ny ,eny fa na dia hatramin'ny tombokavatsa aza.

Pakistan :Mangataka Ny Hanokafana Ny Youtube Ny Fitsarana Ambony

Fandresena hoan'ny zo nomerika ao Pakistan, Ho setrin'ny fitoriana napetraky ny fikambanana tsy miankina mpiaro ny zo an'aterineto Pakistaney Bytes for All, namoaka didy ny Fitsarana Ambony tamin'ny 13 mey fa tsy maintsy sokafana indray ny Youtube ao Pakistan.