Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Jolay, 2008
Iran : Nifarana tany amonja ny diam-panoherana nataona mpitondra fivavahana
Mpitondra fivavahana Iraniana antsoina hoe Ali Reza Jahanshahi no nosamborina tapabolana lasa izay, rehefa nanomboka ny diam-panoherana 960 kilometatra (590 maily) avy any an-tanna atsimon’i Iran Sirjan ho any Teheran. Notoherin’ilay mpitondra fivavahana manko ny kolikolim-pakana tany tao Sirjan ary nitarainany ny fitondrana mahefa ho tsy miraika loatra amin’ity raharaha...
Siria: Ireharehana ny mahaNandra sy mahamazandoha
Mpamaham-bolongana Syriana Mohammed Online [Ar] no nanoratra hevitra enina hahatonga anao ho “tratra aoriana” sy “ekisitiremista.” Hazavainy amintsika kosa anefa hoe nahoana no ireharehany izany.
Arabia Saodita: Ifanavahana hatramin'ny rohy
Efa diso fantatry ny rehetra fa iainana andavanandro ny fifanavahana ny lahy sy ny vavy - fa mba manaoahaoana kosa ny aty an-tserasera? Moa afaka ampiarahana amin'ny vondron-drohy iray ve ny anaran-dahy sy ny anaram-bavy? Nivanivany tamin'ilay hevitra ny mpamaham-bolongana Saodiana iray.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...