Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Marsa, 2014
Malezia : Voasivana Ilay Boky Misy Ny Tantara An-Tsary ‘Ultraman’ Fa Nampiasa Ny Teny Hoe ‘Allah’
Heverin'ny Ministeran'ny atitany Maleziana fa fanozongozonana ny filaminam-bahoaka ny fandikana ny teny hoe Andriamanitra ho Allah ao anatin'ny tantara an-tsary 'Ultraman'
Tonizia: Noafahana am-ponja i Jabeur Mejri
Nofonjaina noho ny famoahana ny sariitatry ny mpaminany Muhammad ilay Toniziana 30 taona Jabeur Mejr noafahana halina.