Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Jolay, 2014
Nakaton'ny Manampahefana Ao Bangladesh Ny Trano Iasan'ny Mpivaro-tena Nijoro Efa Ho 200 Taona Izao, Mpivaro-tena An-jatony No Voaraoka Tamin'izany
Fanerena avy amin'ireo mpitarika fivavahana sy mpanao politika kaonservativa no antony ilazana fa mahatonga ny fanakatonana ny tranon'ny mpivaro-tena ao Bangladesh. Saingy niampanga ireo manampahefana ao an-toerana ho maka tany an-keriny kosa ny fikambanana nasionalin'ny mpivaro-tena ao Bangladesh.
SARIPIKA: Mandrava Ny Moskean'ny Mpaminany Jonah Ao Mosul, Iraka Ny ISIS
Sokajian'ny fikambanan'ny mahery fihetsika (extremista) Sonita ho fialana amin'ny finoana ny fanajana ny olomasina ary mpanaraka hevi-diso ny Miozolomana Shiita.a .
Mavaivay ny Fankahalàna Jiosy Ao Tiorkia Taorian'ny Fanafihan'i Israely An'i Gaza (Manampy trotraka Mamelona Ny Afo Ny Governemanta
Tsy mpankafy an' Israely hatrizay ny praminisitra Tiorka, Recep Erdoğa. Ao anatin'ny resaka fandarohana baomba an'i Gaza ataon'i Israeliana, ireo mpitondra teny mpomba ny governemanta sy ireo famoaham-baovao no mitàna ny familiana ny resaka fankahalàna Jiosy.
Mandrava Trano Fiangonana Sy Manaisotra Ireo Lakroà Sasany I Shina, Nefa Milaza Fa Tsy Mamely Ny Kristianisma
Nandrava tranobe fiangonana maherin'ny 10 ny manampahefana Shinoa ary nanaisotra lakroam-piangonana an-jatony tao amin'ny faritry Zhejiang
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...