Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Jona, 2015
Olona an'Arivony Nidina an-Dalamben'i Roma Hanome Ako ny Antson'ny Papa Fransoà Hanaovana Hetsika amin'ny Toetr'Andro
"...Ny marina amin'ity raharaha ity dia mila miray hina amin'ny famahana ny olan'ny vanim-potoana iainantsika ny zanak'olombelona. Olana ho an'izay rehetra manana fahatsapana ara-maoraly ny fikorontanan'ny toetr'andro.”
Fanentanana Haka Selfie Hampiroboroboana Ny Fifandeferan'ny Finoana Samihafa Sy Ny Fahasamihafàna Ara-Poko Ao Myanmar
"Sikh izy ary izaho Miozolmana. Nefa mpinamana izahay. Na dia manana izay mampiavaka anay aza izahay, mifampizara kosa ny fomba fijerysy ny finoana, manaiky sy manaja ny mari-panondroana ny tsirairay."
Tora-bato Miverina: Maninona No Mety Hanatevina Laharana Ny ISIS Ny Lehiben'ny Hery Manokana Ao Tadjikistan ?
"Io no lahatsary tsara indrindra novokarin'ny tena manokana nataon'ny Tajik iray mpiadin'ny IS . Tsy nahagaga, nampiasain-dry zareo malaky i Halimov ho amin'ny tanjona fandraisana olona."
‘Vehivavy Mavo Volo Silantsilana’ Toy ny Ahoana No Mety Mitovy Amin'i Dalai Lama
Nilaza ny Dalai Lama fa mety hiverina ho ‘vehivavy mavo volo silantsilana’ izy, na mety tsy hiverina hiaina mihitsy aza; nahatonga aingam-panahy ho an'ireo mpanao sarimiaina avy any Hong Kong sy Taiwan izany.