Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Janoary, 2008
Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao
Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka...
Afrika : Adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana
Andrew Heavens no manolotra resaka mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana any Afrika: Amazing. The debate about homosexuality in Africa that started on Meskel Square almost three years ago is still going strong. “Mahatsikaiky. Ny adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana, izay natomboka teo amin'ny vohikala Meskel Square, efa ho telo taona lasa...
Malayzìa : Toerana masina vaovao hoan'i Ganesha
Ny blaogy Eating Asia dia manapariaka sary mitatitra ny fanamasinana toerana masina na alitara Hindu vaovao any Malayzìa : The shrine, or tiny temple, sits at the base of a sacred Bodhi Tree, a type of tree that, we're told, is rarely found in Malaysia's urban areas. One of the worshippers,...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...