Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Janoary, 2011
Kazakhstan: Miresaka Finoana ny Mpitoraka Bilaogy
Satria i Kazakhstan tsy manana politika mazava amin'ny resaka ara-pinoana, dia lasa toy ny fanao ny hoe afaka manome ny famaritany manokana ny resaka finoana ny olona tsirairay. Tahaka ny...
Azerbaijan: nampidirina any an-tsekoly ny fandraràna ny Hijab (voaly fitondran'ny silamo)
Tamin'ny herinandro lasa dia an-jatony ny mpanao fihetsiketsehana nifamory nanoloana ny Ministeran'ny Fampianarana tao Baku, Azerbaijan, naneho ny hatezerany manohitra ny fepetra vaovao mandràra ny fisalobonana hijab any an-tsekoly. Mihetsika ireo mpitoraka bilaogy.