Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Novambra, 2007

26 Novambra 2007

Bahrain manary ny mahaizy azy

Maromaro ny hevitra nibosaka tamin’ity herinandro ity teto Bahrain avy tamin’ny fandalovan’Atoa Mahmoud Ahmadinejad, ny olana amin’ny fananana namana vehivavy, ny olana rehefa sarangotin’ny hovadiana sy ny fianakaviany, ary ny ahiahy fa tsy hitoetra ho Bahrainita intsony i Bahrain afaka fotoana fohy … Manama amin’ny alina Atombotsika amin’ny sary avy...

08 Novambra 2007

Isiraely: Fony namono an’I Rabin i Yigal

Indroa praiminisitry Isiraely Atoa Yitzak Rabin dia tamin’ny 1974 – 1977 sy tamin’ny 1992 ka hatramin’ny namonoana azy tamin’ny 1995. Efa nahazo ny loka Nobel momba ny fandriampahalemana Atoa Rabin raha novonoin’ilay mafana fo antsoina hoe Yigal Amir avy amin’ny hery farany havanana indrindra izay nanohitra tamin’ny heriny rehetra ny...

06 Novambra 2007

Bolgarìa : Ireo Moske hazo adinodino

Ny mpiblaogy Stephen Lewis dia manoratra ao amin'ny Bubkes momba « ireo Moske hazo adinodino » any amin'ny faritra Atsinanan'i Bolgarìa : « The mosque — according to legend built by night in seven hours by seven virgins who had descended  from the heavens — is said to be built...