Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Desambra, 2019
Lasibatry ny finoanoam-poana ny sola loha, hoy ny polisy ao Mozambika
Hoy ny bilaogera iray nanoratra hoe "[Maniry] ny firenena aho mba hisian'ny olona hitady asa mendrika ary tsy mandratra na manaisotra mihitsy ny ain'ny hafa,"
Diabe iray mba hanomezana aina indray an'ireo sendikan'ny mpianatra ao Pakistana
Tsy marin-toerana ireo fepetra ara-tsosialy sy ara-politika ary ara-toekarena ao Pakistana izay hery manosika an'ireo mpianatra hanomana ity diabe ity mba hitakiana ny famelomana indray an'ireo fikambanan'ny mpianatra.
Chhaupadi, Fomban-drazana Nepaley manilika ny vehivavy mandritra ny fadim-bolana
Na dia nandràra ny chhaupadi aza ny Fitsarana Tampony Nepaley tamin'ny taona 2005, dia mbola miorim-paka mafy any amin'ireo tanàna be havoana saro-dalana izany.
Fifanenàna amin'ny devoly, anjely ary olo-masina eny amin'ny araben'ny Repoblika Tsheky
Feno karazam-piantsehatra tsy fahita firy ny arabe sy ny kianjan'ny Repoblika Tsheky tamin'ny takarivan'ny 5 desambra: devoly, anjely ary olo-masina manao satroka lava sy avo.
Raràn'ny filohan'i Gambia ny ‘fanombinana ny taovam-pananahan'ny vehivavy, saingy mbola be ny asa miandry
Adino tao anatin'ireny fiarahabàna ireny (...), ny zavamisy hoe tsy voaràra ao Gambia ny FGM, na farafaharatsiny, tsy mbola izay aloha no tena izy
Mikomy amin'ny EURD ny mponina ao Sao Tome ary mitaky ny fampodiana ilay pasitera notorian'io fiangonana io
Mety hiafara amin'ny fialan'ny fiangonana breziliana ao amin'ny firenena afrikanina ny krizy nitranga tao amin'ny Fiangonana Maneran-tany ao Sao Tome-et-Principe.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...