Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Desambra, 2007
Etiôpia : Voadika teny frantsay ny Kebra Nagast
Niresadresahan'ny Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) [FR] i Samuel Mahler, ilay nandika nyKebra Nagast vao haingana, lahatsoratra masina ho an'ny kristiana Etiopiana sy ny Rastafaris, ho teny frantsay. Jennifer Brea
Burkina Faso sy ny Hajj (fivahiniana masina silamo)
“Soa ihany fa tsara i Allah ka nanaiky ihany ny fahatongavan'ireto mpanao fivahiniana masina mahantra ka navezivezin'ny fandaminana amorontevan'ny fikorontanana.” hoy ny namaranan'i QuophyBlogeur ny fahoriana nanjo ireo Silamo Burkinabe [FR] nandeha...
Namibia : Tandindon-doza hoan'ny Namibia ve ny Siantolojika ?
Ny mpiblaogy Rob dia mampitandrina ireo Namibiana amin'ny tandidon-dozan'ny Siantolojika : « Scientologists are a big threat to poorer nations and especially to a populus who will be more vulnerable to the...
Nizeria : Ny fahazakana ao amin'ny fombam-pivavahana Yoruba
Dia soratan'i Loomnie ny fivavahana sy ny fahazakana ny fivavahan'ny hafa miorina ao anatin'ny kolontsaina Yoruba: “Navoitran'ilay namako mazava tsara fa io no tena mampiavaka ny fombam-pivavahana Yoruba. Ao amin'ny fomban-drazana nentim-paharazana Yoruba, na...
Marôka : Krismasy any Maghreba
Ny dia ny fivavahana Silamo aza no fivavahan'ny ankamaroan'ny mponina any Marôka ary na dia mbola herinandro faharoan'ny Desambra [Advento] aza isika dia manimanitra Noely sahady any an-toerana – fara-faharatsiny...
Goatemala : Ny fomban-drazana fandoroana devoly
Hazavain’ny jiro iriariavan’ny ankizy milalao an-dalambe ny manodidina, fialantsasatra tokoa manko izao ary efa mandindona ny maro sahady ny fetin’ny krismasy. Hifangaro toy ny isaky ny volana desambra indray ny...
Puerto Rico : Zavatra sivy ilaina
Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico : « Need the First: A mass transition from “politics...
Masoarabo: Henakisoa Halal
Ny tena dikan’ny teny hoe masoarabo eto moa dia hoe “fomba fijery arabo”. Ny Silamo, tahaka ny Jodaisma dia mandrara ny mpikambana ao aminy tsy hihinana henakisoa. Saingy inona moa...