Tantara mikasika ny Fivavahana tamin'ny Oktobra, 2007
Egypta : Fahafahana hoan'ny Vehivavy
Ny mpiblaogy Egypt Guy monina any Egypta dia mizara ity sarimihetsika nototonsain'i Ahmed Sharif, teratany Egyptiana ity mba hamelana ireo Vehivavy ho tompon-tsafidy amin'ny lafiny ara-pivavahana. Amira Al Hussaini
Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?
Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be...
Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy
Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô : « Here is a short 4 minute video with clips of the Kids...
Kenya : Ny « Safidin'ireo Mozolmana » anivon'ny politika any Kenya
Ny mpiblaogy Amir Ibrahim dia mitatitra ny momba ireo Mozolmana sy ny paikam-pifidianana any Kenya : « There has been a trend in Kenyan politics and this most prevalent among...
Pakistana: Bilaogy itazonana
Mialoha ny zava-drehetra dia tsy maintsy amin’ny alalan’ny fialan-tsiny aminareo mpamaky ny Global Voices no hanoratako ity lahatsoratra ity hatramin’izay nanjavonako nandritra ny volana maro izay. Indrisy manko fa tsy...
Kôrea : Mifindra avy any Afghanistàna ny resaka
Tamin'ny Alahady 30 Septambra 2007, dia nohavaozina ho eo amin'ny toerany indray ho pasitora mpitondra fitandremana ao amin'ny fiangonana Saemmul church, ilay pasitora naniraka mpitoriteny antsitram-po Kôreana 23, izay nisy...
Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?
Any amin'ny firenena Arabo sansantsasany, ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy. Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana...
Myanmar: Te-hampihendanja ny mpanokatena ny miaramila
Ny Feo demokratikan'i Birmania (DVB), fikambanana mpamoaka vaovao tsy mikatsaka tombotsoa, hany ahenoana ny vaovao avy ao Myanmar mbola maratra amin'izao fotoana izao no mitantara fa miezaka ny hampitsahatra ny...