Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Jona, 2008

08 Jona 2008

Bermudes: Nitsimbadika ny fandraràna

Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia fampibaribariany ny fisian’ny zava-tsy manjary any anatin’ny andrim-panjakana Bermuda any mba hanalavirana ny mangarahara sy ny maha-tompon’antoka ao anatin’ny governemantantsika...

05 Jona 2008

Zimbaboe : Fisamborana an'i Morgan Tsvangirai

Hope no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny vaovao mikasika ny fisamboran'ny Pôlisy ny lehiben'ny antoko mpanohitra sady mpifaninana amin'i Robert Mugabe amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : We believe that Morgan Tsvangirai is currently being detained in Lupane Police Station. Please call the police station...

03 Jona 2008

Guinea : Ilay antidahy sy ny ranomasina

Mpanao gazety monina any Ouagadougou, any Burkina Faso i Africa Flak izay mamoaboafy mikasika ny pôlitika any Guinea raha ampitahaina amin'i Zimbabwe : There’s a part of me that has to hand it to Lansana Conte and his henchmen in Guinea Conakry. Like Teodoro Obiang Nguema Mbasogo of Equatorial Guinea,...