Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Guinea : Ilay antidahy sy ny ranomasina

Mpanao gazety monina any Ouagadougou, any Burkina Faso i Africa Flak izay mamoaboafy mikasika ny pôlitika any Guinea raha ampitahaina amin'i Zimbabwe :

There’s a part of me that has to hand it to Lansana Conte and his henchmen in Guinea Conakry. Like Teodoro Obiang Nguema Mbasogo of Equatorial Guinea, he’s used his country’s wealth – in his case minerals like bauxite and uranium – to tell Western governments, international community, various NGOs and their finger-waving ways to bugger off.

“Misy ampahany amiko mahita fa sahala amin'i Lansana Conte sy ireo irakirany izay any Guinée Conakry. Sahala amin'i Teodoro Obiang Nguema Mbasogo any Guinée équatoriale ihany, izay nampiasa ireo haren'ny fireneny – harena an-kibon'ny tany Baoksita sy Oraniôma raha ny momba azy manokana – mba hitenenana amin'ireo vondron'ny firenena Tandrefana, sy ireo fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana maro samihafa sy ireo mpanome lesona isan-karazany mba hitampim-bava.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.