Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Desambra, 2017
Mpikatroka ‘Mpamerin-keloka’ Nampangain'ny Polisin'i Singapaoro Ho Nikarakara ‘Famoriam-bahoaka Tsy Ara-dalàna’
Ny 29 Novambra, nampangain'ny polisy noho ny "fikarakarana fivoriam-bahoaka tsy misy fahazoan-dàlana araka ny Lalàna momba ny Filaminam-bahoaka, fandikàn-dalànan'ny fandrobàna araka ny Lalànan'ny Fandrobàna, sy noho ny fandàvàna hanasonia ny filazany araka ny Fehezan-dalàna Famaizana" i Jolovan Wham, mpikatroka Singapaoreana.
Iràna: Ampiasain'ny Fanjakàna Ho Toy Ny Fitaovana Entina Mampihatra Ny Sivana Ny Fanafihana Israelianina
Tokony mametraka fanontaniana isika ankehitriny hahafantarana hoe ahoana ny fomba hitsarantsika ny fifanandrinana...
Maraoka: Tranonkalan'ny Mpanohitra Efatra Notampenam-Bava
(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 22 janoary 2009) Tranonkala efatra an'ny Jama'a Al Adl wa Al Ihsan (Fahamarinana sy Ara-panahy, amin'ny teny arabo), Hetsika Islamika Maraokàna lehibe indrindra (tsy nahazo alalana) no voasakana tamin'ity herinandro ity ary izao no misoratra rehefa manokatra ireo pejy ireo ny mpitsidika : Voasakana avokoa...
Nosamborina Ny Alin'ny Faran'ny Taona Ilay Kambodziana Mpitarika Zon'Olombelona Kem Sokha
Tahaka ny mbola ho taona sarotra kokoa ny taona 2006 ho an'ireo izay miady ho an'ny fahalalaham-pitenenana any Kambodza araka ny lahatsoratry Jinja momba ny fisamborana an'i Kem Sokha tamin'ny alin'ny faran'ny taona.
#FreeNganang: Voatazona Ao Amin'ny Fonjan'i Kondengui Ao Yaounde Ilay Kamerone Mpanoratra , Patrice Nganang
''Tena mila manam-pahaizana manolo-tena hanompo ny vahoaka, ny voaporitra i Kamerona."
Rosia: Fihetsiketsehan'ny Mpanohitra Tao Saint-Pétersbourg
Nisy fihetsiketsehan'ny mpanohitra goavana nitranga tao St. Pétersbourg ny Asabotsy: olona an'arivony maro, antitra sy tanora (nisy mihitsy aza ny sasany tonga niaraka tamin'ny zanany) ......
Ny Tontolon'ny Blaogy Hindi : Avy Amin'ny Fahalalahana Hiteny ka Hatramin'ny Fangalàrana Blaogy!
Mbola resaka momba ny vaovao mafana faramparany tao amin'ny tontolon'ny Blaogy Hindi hatrany.
Miatrika Sazy 15 Taona An-tranomaizina Fanampiny I Nabeel Rajab Mpiaro Ny Zon'olombelona Bahrainita
Any am-ponja i Rajab noho ny asany mifandraika amin'ny fiarovana ny Zon'Olombelona sy noho ny fanehoany hevitra an-kalalahana.
Rosia: Mihaino Ny Resaky ny Polisy Nandritra Ny Fihaonana Tao St. Petersbourg
Namoaka ny fandraisam-peo tamin'ny resadresaky ny polisy misahana ny rotaka naparitaka tamin'ny Diaben'ireo "Mpanohitra" tao Moskoa (RUS tamin'ny 14 Aprily sy tao St. Petersburg tamin'ny 15 Aprily i Marina Litvinovich - mpisera LJ abstract2001, lefitr'i Garry Kasparov sy mpanorina ny PravdaBeslana.ru.
Nolavin'ny Afgàna ny Fandraràna ny WhatsApp, Vitany ny Nampilefitra ny Fanjakàna
"tsy maintsy esorina avy hatrany io fandraràna io, na ny anarana Ghani no ho atsofokay ho tohin'ny an'ireo mpanao didy jadona toa an'i Poutine, Bashar Assad, Kim Jong Un sy ny maro hafa."