Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Avrily, 2008
Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing
Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana : 1. Olympic workers; 2. Olympic silencing; 3. Olympics and June 4; 4. Olympic GFW; 5. Olympic...
Angôla : Ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana
Kianda no manapariaka ny heviny momba ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana : que o facto de alguém não ter nascido num País não lhe deve retirar o direito a opinar,...
Egypta:Olona tsy hita nanjavonana
Mety efa henonao ny momba ny fitokonana tamin'ny 6 Aprily nitranga teto Egypta, sy i Esraa Abdelfattah, mpamorona ny hetsika Facebook Group nosamborina ary avy eo nambara fa tsy hita...
Emirà Arabo mitambatra: Vohikala anarivony no ho voasakana noho ny famerana vaovao
Migoka tsimoramora ny famerana vaovao mikasika ny aterineto ny tontolom-bolongan’i Emirà Arabo mitambatra, noho ny fanakanana mihatra amin’ireo tranonkala anarivony noho ny votoatiny. Raha misy ary ny mpamaham-bolongana sasany no...
Maraoka:Aza kitikitihana ny mpitari-pivavahako!
Robin des Blogs dia naharay fanamarihana efa ho ampolony mahery tamin'ny hafany momba ny minisitra ao amin'ny Governemanta Marokana niantso ny mpitari-pivavahana (muezzin) tao amina toeram-pivavahana silamo iray mifanakaiky amin'ny...
Ezipta: 631 no voatazona ao Mahalla
Ibn Al Dunya, avy any Ezipta, no milaza fa mihoatra ny 600 no nosamborina tany Mahalla noho ny fitokonambe tamin'ny 6 avrily teo sy ny fiantraikany. Anisan'ny voasambotra amin'izany ny...
Shina: Ny fiantraikan'ny fihetsiketseham-panafahana an'i Tibet
Nampangotrangotraka ny fihetseham-pom-pitiavan-tanindrazana shinoa fatratra ny filaharam-panoherana ny shinoa tamin'iny herinandro lasa iny. Hany ka raha nisy zatovovavy mpianatra any etazonia “tratra” nandray anjara tamin'ny fihetsiketseham-panafahana an'i Tibet dia anjatony...
Madagasikara : Manindrahindra loatra ny Tontolo iainana ?
(sary nindramina tamin'i Harinjaka) Tsy isalasalana fa ny resaka tontolo iainana manokana misy ao aminy, no ahafantaran'a an'i Madagasikara indrindra. Na dia izany aza, ny fanindrahindrana ny tontolo iaianana dia...
Egypta:Ny tantaran'i Sounilla
Zava-bitika ihany no mba hain’i Sounilla, mpianatra Amerikanina, hoe anaty inona ary izy izany no mizotra raha nahita mpianatra roa avy amin’ny anjerimanontolo misy azy nijoro teo afovoan’ny Cairo Square...
Sri Lanka: Atsaharo ny fanenjehana mpanao gazety
International Federation of Journalists (IFJ) Federasiona Iraisam-pirenen’ny Mpanao gazety, fikambanana iray milofo amin’ny fiarovana sy fanamafisana ny zo sy fahalalahan’ny mpanao gazety dia miantso mba hanaovana ny 10 Aprily ho...