· Novambra, 2008

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Novambra, 2008

Shina: Raharaha maizina vaovao mikasika ny Baidu

  22 Novambra 2008

Notaterin'ny CCTV ary fa nanaiky nandray vola avy tamina orinasa mpanao fanafody tsy ara-dalàna mba hametrahana ny rohy mikasika azy ho voalohan-daharana rehefa manao fikarohana amin'ny aterineto ny Baidu, izay heverina ho Google Shinoa. Nolazaina tao anatin'izany fitateram-baovao izany fa mahalala izany toe-javatra izany ny mpiasa misahana ny dokambarotra ao...