Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Desambra, 2018
Uyghur: Silamo Vitsy an'Isa Voaenjika any Avaratra Andrefan'i Sina
Androany, ifantohantsika ny toedraharaha atrehin'ireo Uyghur, silamo vitsy an'isa monina any Xinjiang any Sina, ny kolontsainy izay fongoran'ny governemanta fiobe sinoa, voalohany, satria noheverina ho toy ny mpitaky fizakan-tena ry zareo, ary izao dia raisina ho mpampihorohoro ihany koa, taorian'ireo fanafihana tamin'ny 11 Septambra tany Etazonia.
Mihetsika Noho Ny Fandrahonana Fandroahana Ny Iray Ain'ireo Mpikambana Ny Tontolombolongana Maraokana no Sady Manome Voninahitra Ny Fahafatesan'i Fadi
Amin'ity herinandro ity, mankalaza ny tsingerintaona nahaterahan'ny mpaminany (PBUH) ny tontolombolongana silamo. Dia arahaba avokoa nahatratra ny Eid Al Mawlid ry blaogera miozolomana rehetra.
Ataon'ny Serba mpisera aterineto fanalana hamohamo ny fandisoam-baovaon'ny mpanohana ny governemanta

Mitatitra fandisoam-baovao ny fampahalalam-baovao ao antoerana amin'ny halalina sy velaran'ny hetsi-panoherana ny Serba mpiserasera aterineto sy manampahaizana manokana amin'ny fampitam-baovao. Ireny tatitra mivilana ireny avy eo no miteraka fironam-pihetsika malaza vetivety ao amin'ny media sosialy.
Nahatratra Dingana Lehibe Iray Vaovao ny Tontolon'ny Bilaogy Sodaney
Manomboka mahazo vahana ny tontolon'ny bilaogy Sodaney. Tena mavitrika ireo bilaogy voasoratra amin'ny teny Anglisy amin'izao, mampiseho ny endrika tena izy, samihafa ary voajanaharin'i Sodàna amin'izao tontolo izao.
Ny Antony Itiavan'ny Governemanta Senegaley ireo Fihetsiketsehana Manohitra ireo Mpifankatia Mitovy Fananahana
Manoratra tsikera mamay momba ny fihetsiky ny governemanta manoloana ireo hetsipanoheram-bahoaka ao Senegaly ny "Blog politique au Senegal". Ratsy: hetsipanoherana ireo fanambadiana an-tery setra ny ankizivavy. Tsara: hetsipanoherana iantsoana ny fandripahana ireo olona tia ny mitovy fananahana aminy.
100 andro ho an'i Alaa: Isain'ny fianakaviana ejipsiana ny andro mandra-pamotsotra azy avy any am-ponja

Na nogadraina na nanaovana famotorana i Alaa nandritra ny androm-piainany isaky ny misy filoham-panjakana hafa Ejipsiana.
Iran: Fisamborana mpianatra avy amin'ny elatra havia
2- Mitranga ao amin'ny firenena izay manana fifandraisana akaiky amin'ireo mpitarika sosialista ao Amerika Latina, anisan'izany i Hugo Chavez sy Daniel Ortega ny famoretana ireo mpianatra sosialista .
Ejipta: Bilaogera roa nosamborina
Nitatitra ny bilaogy Egyptian Watchman fa nosamborina i Ahmed El Geizawy avy ao amin'ny bilaogy ana Bahebek ya Masr (Tiako ianao Egypt) sy Moataz Adel avy ao amin'ny bilaogy Manfa. Teo am-panatontosana ny fitantarana ny raharaham-pitsarana miaramila iampangana Mpirahalahy Miozolomana any Egypta ireo bilaogera roa ireo.
Fitempon'ny Tontolombolongana Saodiàna
Tena herinandro milamina ho an'ny tontolombolongana Saodiàna ny herinandron'ny 13 Aprily 2006. Na izany aza, lahatsoratra tsara marobe no mety ho hitan'ireo blaogera avy ao anatin'ny firenena, ary koa avy amin'ireo izay monina any ivelany.
Efa Hita amin'ny Teny Espaniola ny Torolàlana ‘Manorata Bilaogy ho ana Fotokevitra!’
Efa hita amin'ny teny Espaniola ny Blog for a Cause!, ilay Torolàlana ho an'ny Blog Advocacy (Fiarovana amin'ny alàlan'ny Bilaogy) nataon'ny Global Voices, isaorana i María Florencia Puente avy ao amin'ny Global voices en Español tamin'ity dikateny ity.