· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Janoary, 2008

Maraoka: Vaovao farany mikasika ny sivana

  26 Janoary 2008

Taona nisavoritaka ho an’ny fahalalahana anivon’ny aterineto maraokana ny 2006, noho ny fisian’ny vohikala voatohana tsy hipoitra. Mbola tsy tsara noho izany koa ny taona 2007 raha zara fa navela...

FreeAccess plus ! web 2.0 : ahafahana miala sivana

  17 Janoary 2008

Niainga tamin’ny asan’i Hamed Saber momba ny “Access Flickr” fiitaranasan’ny Firefox, nahafahana niala tamin’ny fanatantavanana ampiharina any Iran sy firenena hafa tena vitsy izay manampina ny Flickr, vohikala malaza amin’ny...

Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana

  09 Janoary 2008

Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary...

Mozambika: Ady anatin'ny tontolom-bolongana

  07 Janoary 2008

Reflectindo sobre Moçambique [pt] no lasan'eriteritra raha misy fizarazarana sy fifandirana amin'ny mpanabolongana Mozambikana. Ohatra iray amin'ny fanontaniana nataony ny hoe: “Misy ady ve anaty tontolom-bolongana Mozambikana? Ka rah amisy...