Maraoka: Tranonkalan'ny Mpanohitra Efatra Notampenam-Bava

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 22 janoary 2009)

Tranonkala efatra an'ny Jama'a Al Adl wa Al Ihsan (Fahamarinana sy Ara-panahy, amin'ny teny arabo),  Hetsika Islamika Maraokàna lehibe indrindra (tsy nahazo alalana) no voasakana tamin'ity herinandro ity ary izao no misoratra rehefa manokatra ireo pejy ireo ny mpitsidika :

Voasakana avokoa ny tranokala ofisialin'ny fikambanana, ny tranonkalan'i Abdul Salam Yassine, mpanorina sy mpitarika ny hetsika, 76 taona, ny tranonkalan'ny zanany vavy sady mpitondrateniny  ary ny an'ny hetsiky ny vehivavy any Maraoka.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.