Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Janoary, 2010
Torkia: Taona fahatelo namonoana an'i Hrant Dink
Telo taona androany, dia nisy nitifitra tamin'ny basy teo ivelan'ny birao fanaovan-gazety fiasany tany Istanbul, Torkia, ilay mpanao gazety Tiorka-Armeniana Hrant Dink . Tsy noraharahiana izy, nankahalain'ny Tiorka sy ny Armeniana noho ireo...
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...
Madagasikara: Fandrahonana vaovao mahazo ny Fiangonana Protestanta sy ny Fahalalahana miteny
Mbola voamariky ny fihetsiketseham-panoherana ihany ny fanombohan'ny taona teto Madagasikara ary dia mbola voaenjika sy sotasotaina koa ireo izay heverina ho akaiky ny fitondrana teo aloha nandritra ny nitondran'i Marc...
Iran: tolona iraniana tohanan'ny mpiserasera shinoa
Hatramin'ny fihetsiketseham-bahoaka manohitra ny fitondrana islamika tany Iran nandritra ny fankalazana ny Ashura, dia mpiserasera Shinoa ampolony ny niditra tao amin'ny valam-piaraha-monina Twitter #iranelection. Ary dia nampiany hashtag vaovao, #CN4Iran,...
Madagasikara tamin'iny taona iny – Fizarana fahatelo -
Teo alohaloha teo moa i Lova Rakotomalala no nanoratra ho antsika ny Madagasikara nandritra ireo volana niatombohan'ny taona 2009 izay tonga hatrany amin'ny fanonganam-panjakana nataon'i Andry Rajoelina, Ben'ny tanànan’ Antananarivo...
Ejipta: Fanentanana “Mitenena”
Raha miomana fatratra ho amin'ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin'ny taona 2011 i Ejipta dia misy andian'olona ao amin'ny tontolon'ny bilaogy manao fanentanana mampirisika ny olona hino fa afaka manova izy...
Sakanan'i Tunisia sy Bahrain ireo takelaka manokan'ny olona ao amin'ny Twitter i
Voalohany indrindra, nisy ny governemanta nanakana ny Blogspot. Avy eo dia nosakanan'izy ireo ny Facebook, vita izay dia ny Twitter. Ary vao nanomboka nampiaka-peo ireo mpanjifa ny vokatra teknolojika...
Alzeria, nirotsaka an-dahàrana amin'ny adin'ny fanivànana
Alzeria no firenena farany indrindra nirotsaka nanatevin-daharana ireo mpanivana ny aterineto, mba tsy hanaovana bango tokana an'i Iraka, Egipta, Libia sy Libanona. Herinandro lasa izay no nisy tatitra momba ny...
Tamberina 2009 teto Madagasikara – fizarana faharoa -
Lova Rakotomalala, tao amin'ny topimaso nosoratany nandritra ny volana vitsivitsy fiandohan'ny taona 2009 teto Madagasikara, tapany voalohany amin'ny fizarana telo nosoratany, no nitantara ny nahatongavan'i Andry Rajoelina, Ben'ny tanànan'Antananarivo teo...
Tamberina 2009 Azia Atsimo
Nivalona hatreo ny taona 2009 ary izao no fotoana hitodihana izay nitranga tany Azia atsimo. Ao anatin'ny tamberina misy fizarana roa no ijerentsika ireo fotoan-dehibe nanamarika io taona io ho...