Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Septambra, 2007
Myanmar vao hanakoako
Mampitandrina ny mpanao fihetsiketsehana hiala ny arabe ny governemanta ao Myanmar taorian’ny filaharambe tao Yangon omaly. Notarihan’ny mpitoka-monina ny fihetsiketsehana ary mitaky fahafahana sy fanafoanana ny fanondrotam-bidin’entana nolazaina tamin’ity volana...
Iran: ny mpibilaogy sy ny raharahan’ny « kadradraka ».
Herinandro lasa izay, namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an’Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka. Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin’ny mibilaogy...
HongKong: GazetyBoky vetaveta sy Baiboly Vetaveta
Nosokafan’ny olo-tsy fantatra tamin’ny 15 may tao amin’ny tranonkala truthbible (baiboly tena izy) ny fanenjehana ny Baiboly ho enti-manohitra ny didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny lahatsoratra tsy fampiseho masoandro (ang....