Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Septambra, 2009
Filipina: Arahi-maso ny Artistan'ny Firenena
Vao nanamafy ny Tafika an-dranomasina Filipiana fa iray amin'ny olony mizatra tena amin'ny fanaraha-maso ilay lehilahy tratra tamin'ny 17 Septambra nihaodihaody ny tranon'i Bienvenido Lumbera, poeta nahazo loka, mpilalao teatra, mpandalina literatiora ary solontenan'ny Artista ao amin'ny firenena.
Etazonia: Hajian'ny Idy miteraka fankahalana any Tennessee
Andian'ilay hajia taona 2008 , nialoha ny fiakaran'ny vidim- piainana Raha eo am-pankalazana ny Idy al-Fitr, manamarika ny fiafaran'ny volana Ramadany, indrindra ny Miozolomana any Etazonia, dia mivezivezy haingana dia...
Egypta: Gamal Mubarak … Fa nahoana no tsy izy?
Nifanojo ny fandraisana an-tànana nataon”i Sharek sy ny an'i Gamal Murbak, nanapaka hevitra ny hanao ny fampielezan-kevitra amin'ny fombany manokana [AR] ho an'i Gamal Murbak ity mpihira Egyptiana iray Mohsen...
Ejipta: Manana televiziona roa ny fiangonana kôpta
Rehefa nandamoka hatrany nandritra ny 15 taona ny andrana hametraka televiziona iray ho an'ny finoana Kôpta (kristiana ôrtôdôksa) dia nody ventiny izany ankehitriny fa nisy televiziona roa nahazo alalana ary...
Ejipta: Ny fitiavam-pisehosehoan'i Naglaa El Emam
Lohatenim-baovao maro indray no nampiseho an'ity mpahay lalàna Ejipsiana maha-be resaka ity. Eto indray dia ny niovany finoana ho kristiana no anton-dresaka. Mitantara ho antsika i Marwa Rakha.