· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Novambra, 2007

Mozambika : Ho fahatsiarovana an'i Carlos Cardoso

Ny blaogy ForEver PEMBA dia mahatsiaro ny fahaverezan'ny demokrasia ara-pampahalalam-baovao any Mozambika tamin'ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Mozambikana Carlos Cardoso, ny 22 Novambra 2000 : « Muitos de nós lembramos com...

20 Novambra 2007

Ozbekistana : Fahavoazam-be hoan'ny firenana

Fahavoazam-be hoan'ny firenana iray manontolo : izany no ambetivetin'ny feo re avy any amin'ny blaogosferan'ny faritra Afovoan'i Azia – indrindra indrindra ireo blaogy Ozbeka – tamin'ny namonoan'ny sasany an'i Alisher...

10 Novambra 2007

Tonizìa : Voasakana koa ve i Youtube ?

Mpiblaogy Tonizìana maromaro  no niara-nitatitra ny tsy fahafahan-dry zareo hijery ny vohikala mpanapariaka sarimihetsika maro mpankafy Youtube androany [2 Novambra 2007]. Raha toa ka misy tokoa ny fanamarinana izany fanakanana...

03 Novambra 2007

Shina : Niverina i Youtube

Rehefa avy tapaka nandritra ny roa herinandro dia mpiblaogy maromaro no indray mitatitra fa niverina azo vangiana avy any Shina indray ny vohikala Youtube. Andinidininy miaraka amin'i William Long, sy...

01 Novambra 2007