· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Febroary, 2019

Ejipta : Voaheloka ilay bilaogera Wael Abbas, raha mbola any am-ponja ny bilaogera iray hafa

GV Mpisolovava  28 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosaziana enim-bolana an-tranomaizina ary nandoa lamandy 500 livra Ejiptiana (mitovy amin’ny 80 euros eo ho eo) ilay bilaogera Ejipsiana fanta-daza Wael Abbas, taorian’ny fitoriana nataonà olom-pirenena Ejipsiana iray sy ny rahalahiny izay manampahefanan’ny polisy, niampanga azy ho nanimba ny...

Ejipta : Niakatra tribonaly miaramila ilay mpisera Facebook

GV Mpisolovava  15 Febroary 2019

Gaga sy tafintohina ny ankamaroan’ireo mpisera Facebook Ejipsiana rehefa niakatra fitsarana miaramila ny iray tamin’izy ireo ; Ahmad Hassan Bassiouny ; noho ny nananganany vondrona namoaka ny dingana arahina amin'ny raharaha miaramila tsy maintsy atao.