Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Desambra, 2007
Serbia : “Novokarina ho meloka”
Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny...
Arabia Saodita: Avoahy Fouad – Vaovao fanampiny
Toa izao ny taratasy nosoratan'i Fouad Alfarhan, talohan'ny nisamborana azy. Izy dia ilay mpitoraka blaogy malaza avy any Arabia Saodita, voasambotra to Jeddah tamin'ny 10 desambra 2007 lasa teo, noho...
Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963
Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo...
Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy
Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer...
Vonona ny torolalana hamahanam-bolongana miafina amin'ny teny frantsay
Efa azo vakiana ankehitriny ny toro-lalana mamaham-bolongana miafina tsy fanta-toerana miaraka amin’ny WordPress sy Tor amin’ny teny frantsay ary isaorana ny mpamaham-bolongana Toniziana Malek Khadhraoui, ary efa sahirana izahay handika...
Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa...
[GV Show Special] Tafatafa miaraka amin'i Wahda Masrya – Tovovavy Egyptiana
Nandritra ny fotoam-pamaranana ireo andiam-pivoriana niompana tamin'ireo sehatra vaovao hoan'ny seraseram-pifandraisana izay notarihiko tany Aleksandria, tany Egypta, saika izay rehetra nandray fitenenana dia nidera an-dRamatoa Shahinaz Abdelsalam, izay maro mpahalala...
Ny loza mitandidona ny mpanao gazety any Andrefan'i Afrika
Loza fa any amin'ny firenena izay mitondra anarana midika “ny tanin'ireo olona mahitsy,” ny tsolotra sy ny fitantanana tsy madio dia mbola mahita hirika hatrany eo amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao any Borkina Fasò....
Egypta : Maharay 100$ isam-bolana ny mpiblaogy Kareem
Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana...
Kyrgyzstana : Tanteraka ilay hetsika tselatra ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono
Ho fahatsiarovana ny faha-40 andro namonoanan'ny sasany ny mpanao gazety Alisher Saipov tany Osh, ny blaogy Timurrs dia manapariaka ireo sary nalaina nandritra ny hetsika notanterahina tany Bishkek, Kyrgyzstana. Tsahivina...