· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Aogositra, 2018

Ouzbékistan: Manohana an'i Umida Akhmedova ireo bilaogera

  03 Aogositra 2018

Ny Global Voices dia efa namoaka lahatsoratra momba ilay mpaka sary Ozbeka Umida Akhmedova izay voampanga ho "nanompa sy ny nanaratsy ny vahoaka sy ny fomba amam-panao Ozbeka." Niteraka fahatezerana teo amin'ny mpanao gazety vahiny, mpaka sary sy ny mpisera miteny Rosiana ity fiampangana ity.