Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Septambra, 2013
SARY: Ampikarohana Tontolo Azo Antoka Ho An'ny Zanak'i India
Andian-tsary mampahatsiahy antsika fa manan-jò hiaina amin'ny tontolo voaaro ny ankizy tsirairay avy.
Manara-maso Ny Sioka Alefan'ireo Mpisolovava i Arabia Saodita
Manara-maso ny sioka alefan'ireo mpisolovava i Arabia Saodita. Maro ireo mahita izany ho tetika vaovao hamelezana ny fahalalahana miteny sy hamelezana ny fiarovana ny zom-bahoaka ao amin'ny fitondra-mpanjaka.
UNICEF India Mampaneno ‘Kiririoka Mena’ Ho Famongorana Ny Heristra Atao Amin'ny Ankizy
Raha toa ka mbola matoan-dahatsoratry ny gazety ny herisetra mifamatotra amin'ny fanolanana misy any India, dia nisy fanentanana vaovao nataon'ny UNICEF India nampiova ny fomba fijery amin'ny fitomboan'ny fanolànana atao amin'ny ankizy.
Mampiverina Ny Resaka Mangarahara, Filaminana, Asa-gazety Ary Fananahana Ny Raharaha Chelsea Manning
Manao ahoana ny fiantraikan'ity afera Chelsea [Bradley taloha] ity amin'ireo mpamoaka tsiambaratelom-panjakana rahatrizay, mpanao gazety, sy ny fikambanana trans.